Get Adobe Flash player
Amin'izao figadonan'ny asaramanitra izao dia faly miarahaba ny Malagasy tsy vaky volo ny Filoha teo aloha Andriamatoa Didier Ratsiraka sy Ramatoa vadiny Céline Ratsiraka ary mirary soa sy fahasalamana hoan'ny vahoaka manontolo.
 
Mba hitsenana ny taombaovao dia misy sakafo mitampiavanana, 500.000Fmg na 100.000Ar isakin'ny distrika, atolotr'izy ireo hoan'ireo izay farany mahantra tena sahirana ary tsy manankatao.
 
Aza ny akeliny no jerena fa ny fo izay manolotra azy.
 
Hoy Didier Ratsiraka mivady, tsy manadino ary tsy mahafohy.